Teny iditra | taona irỳ | |
Singan-teny | taona ; irỳ | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ taon' irỳ ] L'année avant-dernière [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Fivaditsoratra | iriotana, itaraino, itoriana, taona irỳ |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |